Teny iditra mibarareoka (barareoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To bleat as a sheep. [1.2]
 To bleat like a sheep or a goat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bêler, (mouton et chêvre) [1.8]
Ohatra Nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo. [2.470]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibarareoka
Ny lasa : nibarareoka
Ny hoavy : hibarareoka
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20