Teny iditra mibareraka (bareraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miroraka, mivaroraka (na ara-bakiteny na an' ohatra): Aza mibareraka elatra toy izao, fa misikina herimpo, mahereza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être lâche, traînant, débraillé
Chanter bas et faux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibareraka
Ny lasa : nibareraka
Ny hoavy : hibareraka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08