Teny iditra mibata (bata)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga zavatra amin' ny tanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to lift, to raise, to carry. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibata
nibata
hibata
mibatà
Teny mitovy hevitra mambata
Ohatra Nony nampidinina ny vata, i Donga, i Tondra, i Voavy, no nanampy ahy nibata azy. [Andraina: Mitaraina, takila 256]

Teny iditra mibatà (bata)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibata [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/25