Teny iditra |
mibedibedy
(bedibedy (bedy))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa ¶ Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny ¶ Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | to talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [Richardson 1885]
|
Endriteny |
|
Ohatra | Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. [Baiboly: 24:014:023/Ohabolana 14:23..]
|
|