Teny iditra mibehambehana (behambehana (behana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Voalohany ny anao lahy ka nibehambehana aoka izany
¶ Manakantsakana ny hafa rehefa mandeha: Mibehambehana erý ilay sakaiza iny rehefa mandeha, ohatra ny azy irery iny ny arabe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to walk in the manner described in behambehana. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibehambehana
nibehambehana
hibehambehana
mibehambehàna
Ohatra hoy Ingahy Ramiandrisoa, mibehambehana eran' ny trano. [Andraina: Mitaraina, takila 118]

Teny iditra mibehambehàna (behambehana (behana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibehambehana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/16