Teny iditra miberoberoka (beroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To speak confusedly and indistinctly, to gibber; to use provincialisms not understood, to speak several languages at the same time. [1.2]
 To speak a dialect; to speak incomprehensibly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Parler un dialecte; baragouiner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miberoberoka
Ny lasa : niberoberoka
Ny hoavy : hiberoberoka
Filaza mandidy : miberoberoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05