Teny iditra miberoka (beroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny teny tsy fantatra, miboredika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to use words or idioms not understood, to speak a strange dialect. [Richardson 1885]
Endriteny 
miberoka
niberoka
hiberoka
miberoha

2012/07/25