Teny iditra mibika (bika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manombana, mijery bikan' olona na zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to observe, to inspect, to examine minutely, to notice one's appearance or shape. [Richardson 1885]
 to look at oneself in a mirror [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se regarder dans un miroir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibika
nibika
hibika
mibikà

Teny iditra mibikà (bika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibika [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/25