Teny iditra mibinaka (binaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivonto: Loza fa indray alina ihany dia nibinaka ilay tongotr' Isambilo nokekerim-biby [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibinaka
Ny lasa : nibinaka
Ny hoavy : hibinaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20