Teny iditra mibirioka (birioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika
Mitovy hevitra: manindao sidina ~ mibisioka ~ misondrovaka ~ mivaona ~ mivily ~ miviona
¶ Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibirioka
nibirioka
hibirioka
mibirioha
Ohatra Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana. [Andraina: Mitaraina, takila 236]

2012/07/25