Teny iditra mibitaka (bitaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin' ny fihetsehana ety ivelany, toy ny dihy, hofa tanana: Nibitaka i Fara fa afaka tamin' ny fanadinana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to jump or dance for joy, to dance and brandish spear and shield, as is done at times of public rejoicing. [Richardson 1885]
 to jump for joy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bondir de joie [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibitaka
nibitaka
hibitaka
mibitaha

2012/07/25