Teny iditra mibitsibitsika (bitsibitsika (bitsika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To whisper [1.2, 1.7]
 To speak in a low tone, to disclose secrets [1.2]
 To whisper to someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chuchoter, chuchoter à [1.8]
Ohatra 
1Mahalana foana no ahitana azy mibitsibitsika na miresaka. [2.356]
2Fa eto an-tanànan'Amboanana no misy miray tetika aminy, ka mibitsibitsika aminy sy mandefa azy. [2.588]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibitsibitsika
Ny lasa : nibitsibitsika
Ny hoavy : hibitsibitsika
Filaza mandidy : mibitsibitsiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09