Teny iditra mibitsika (bitsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa
¶ Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mibitsika
nibitsika
hibitsika
mibitsiha

2010/05/14