Teny iditra miboana (boana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mivoha amim-peo mafy; migoana
¶ mangetotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay s'ouvrir avec bruit
¶ péter [Abinal 1888]
Endriteny 
miboana
niboana
hiboana

Teny iditra miboaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] miseho, mipoitra [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] miseho, miharihary [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] miseho (aboaña) [Rakotosaona 1972]

2014/07/18