Teny iditra mibobobobo (bobobobo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifioka (toy ny rivotra)
¶ Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to gurgle, to make a bubbling sound. [Richardson 1885]
Voambolana 
Endriteny 
mibobobobo
nibobobobo
hibobobobo
miboboboboa
Ohatra Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2012/07/25