Teny iditra |
miboboka
(boboka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo-drano tany amin' izay nalehany tany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To drink to excess, to imbibe much, to saturate; to be satiated [1.2]
|
| To drink too much [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Boire à l'excès [1.8]
|
Ohatra | Izay miboboka mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay!
[2.996]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miboboka |
Ny lasa : |
niboboka |
Ny hoavy : |
hiboboka |
Filaza mandidy : |
miboboha |
|
Ohabolana |
|