Teny iditra mibodo (bodo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka an-keriny dia mitana: Mibodo vadin' olona
¶ Mikiry, manao di-doha: Mibodo amin' ny heviny aoka izany Rakoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be childish, to be selfish, to whine, to be peevish, to be forward, to be churlish, to hold another man's wife. [Richardson 1885]
 to keep something for oneself alone [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prendre ou garder pour soi-même [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibodo
nibodo
hibodo
mibodoa

2012/07/25