Teny iditra mibodo vadin' olona
Singan-teny mibodo ; vady ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Maka vadin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Débaucher la femme d'autrui, la ravir [1.3]
Tovy hevitra mambodo vadin' olona ~ mandrani-badin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05