Teny iditra mibohihy (bohihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikiry manao di-doha mitana ny hevitry ny tena: Tsy tokony hibohihy fa saingy voafidy ho filohan' ny fikambanana
¶ Maka an-keriny, manao am-boletra: Nibohihy ny tranon' ity bitro tanora hono, indray andro, ilay kionkiona vavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be obstinate, intractable, or perverse. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibohihy
nibohihy
hibohihy
mibohihiza

2012/07/25