Teny iditra mibohika (bohika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimbava: Mibohika amin' ny heviny Rakoto ka sarotra ifampiraharahana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibohika
Ny lasa : nibohika
Ny hoavy : hibohika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05