Teny iditra mibohitra (bohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe
¶ Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be convex or protuberant. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibohitra
nibohitra
hibohitra
mibohira

2012/07/25