Teny iditra miboika (boika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Ohatra  
1Miboika dia lasa, mandeha tsy miato. [Rafanoharana: Ony]
2Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; [Ratsimbazafy: Veloma]
Ny bikany  
miboika
miboik'
miboi-
niboika
niboik'
niboi-
hiboika
hiboik'
hiboi-

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/19