Teny iditra miboletaleta (boletaleta (boleta))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamindra miresaresa toy ny ganagana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be dwarfish, to walk in a dwarfish manner; to waddle, as ducks. [Richardson 1885]
Endriteny 
miboletaleta
niboletaleta
hiboletaleta
miboletaletà

Teny iditra miboletaletà (boletaleta (boleta))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miboletaleta [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/26