Teny iditra mibolidy (bolidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsoaka mandositra
¶ Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny
¶ Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mibolidy
nibolidy
hibolidy
mibolidia

2010/05/14