Teny iditra mibolisatra (bolisatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho
Mitovy hevitra: manao ankororosy ~ mibolaly ~ mibolasitra ~ mibolila ~ mikorisa ~ mikorotsaka ~ miporotsaka ~ misolafaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mibolisatra
nibolisatra
hibolisatra
mibolisara
Ohatra ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [Baiboly: 23:038:016/Salamo 38:16..]

2013/04/18