Teny iditra mibontsina (bontsina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina?
¶ Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana)
¶ Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [Rajemisa 1985]
 mizihitra [SLP 1986]
Famaritana frantsay gonfler [SLP 1986]
Endriteny 
mibontsina
nibontsina
hibontsina
mibontsìna

Teny iditra mibontsìna (bontsina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibontsina [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/26