Teny iditra miboraka (boraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivaha: Niboraka ny entana mandra-pahatonga tany antrano
¶ Miseho miharihary: Niboraka tamiko ny tao am-pony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be loose, to come untied, to be unbound, to speak all one's mind, to be loose in discipline [Richardson 1885]
Endriteny 
miboraka
niboraka
hiboraka
miboraha

Teny iditra miboraka (boraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to come forth in a mass, as people from a building, etc. [Richardson 1885]
Endriteny 
miboraka
niboraka
hiboraka
miboraha

2010/05/14