Teny iditra miboredika (boredika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana
¶ Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miboredika
niboredika
hiboredika
miboredeha

2013/04/18