Teny iditra miborera (borera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivaroraka, migorera, mitsikamokamo: Niborera Rabe rehefa miasa ka tsy faly ny mpampiasa azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be weak, to be feeble, to be loose, to be slack; to be cowardly; to be untidy, to be slovenly in one's dress; to be on the point of settling on the ground, as a bird [Richardson 1885]
Endriteny 
miborera
niborera
hiborera
mibore

Teny iditra miborerà (borera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miborera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/18