Teny iditra miboresa (boresa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitaredretra, mitavozavoza, milasilasy: Aza miboresa re, ry Koto, fa mbà kingakinga [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miboresa
niboresa
hiboresa
mibore

Teny iditra miboresà (boresa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miboresa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/18