Teny iditra miboretaka (boretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka mitsotra amin' ny tany tsy maharay tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be soft, to be watery, to be spongy, as mud, clay, or dough; to hang down, as branches; to be idle, to cower down, to squat upon the ground; to shirk, to lounge about instead of working [Richardson 1885]
Endriteny 
miboretaka
niboretaka
hiboretaka
miboretaha

2010/05/14