Teny iditra miboridana (boridana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re itý latabatra fa aza avela hiboridana toy izao
Mitovy hevitra: mitanjaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be naked [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être nu [Hallanger 1974]
Endriteny 
miboridana
niboridana
hiboridana
miboridàna
Ohatra Nasaina niboridana dia nilahatra nanao tohivakana ny hotsaraina. [Andraina: Mitaraina, takila 169]

Teny iditra miboridàna (boridana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miboridana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/26