Teny iditra | mibororoaka (bororoaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza rano mandeha be dia be tsy azo ajanona; ran' orona tsy azo tampenana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To pour out in a straight continuous stream, as water from a hole in a barrel, rice from a hole in a sack, etc. It differs from boraraka in being a continuous stream, while boraraka implies a dispersion in any direction [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Mpanahaka | boraraka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |