Teny iditra miborotsaka (borotsaka (rotsaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitambotsotra, mikorotsaka midina: Miborotsaka ny pataloan' Ikotokely fa ampiakaro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to slip along, to slip into [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay glisser le long de quelque chose [Hallanger 1974]
Endriteny 
miborotsaka
niborotsaka
hiborotsaka
miborotsaha

2013/04/18