Teny iditra mibory (bory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mihety volo [Rakotosaona 1972]
 Mitapaka: Zazavavy mibory volo no hitako teo fa tsy lava volo akory
¶ Nihety volo ho fisaonana ny mpanjaka fahiny: Nibory daholo ny lehilahy tamin' ny niambohoan-dRasoherina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be cropped, to be shorn, to be pulled, as the head, to be cut off, as the horns or tail [Richardson 1885]
Endriteny 
mibory
nibory
hibory
miboria
Teny nalaina 

2010/05/06