Teny iditra mibosesika (bosesika (sesika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to push one's way into or through a crowd [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se presser dans une entrée, dans une foule [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibosesika
nibosesika
hibosesika
miboseseha
Ohatra 
1Mibosesika ao anatiny rahateo ny hanina ny tonkatranony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]
2Velona indray ny horakoranka avy ary atsinanana, ary nibosesika nidina ny rano tondraka. [Andraina: Mitaraina, takila 235]

2012/07/26