Teny iditra mibotetaka (botetaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy
¶ Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany
¶ Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby [Richardson 1885]
Endriteny 
mibotetaka
nibotetaka
hibotetaka
mibotetaha

2010/05/14