microbe   
mikrôby
[frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina. Misy karazany telo ny mikraoby: 1) ny virosy; 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa); 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma) [1.1#697]

microbe, virus [1.13]
otrikaretina
microbe, virus [1.13]