Teny iditra midabadaba (dabadaba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatsikobana rano amin' ny tanana aman-tongotra rehefa miditra ao anaty rano na milomano
¶ Mandany be loatra tsy amin' antony: Loza raha hidabadaba loatra ny anao lahy ka voa vao manontany tena hoe: "Nankaiza ny tanteliko teto?" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be full to the brim; to make the splashing sound when a person steps or plunges into water [Richardson 1885]
Endriteny 
midabadaba
nidabadaba
hidabadaba
midabadabà

Teny iditra midabadabà (dabadaba (daba))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midabadaba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/18