Teny iditra midabaka (dabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Safotra ao anaty rano, milentika anaty rano: Midabaka ao anaty vilany ny fotsimbary [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to overflow, to be plentiful. Applied only to liquors [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Nager dans, comme une poignée de riz dans une marmite pleine d'eau, être inondé, submergé [Abinal 1888]
Haiendriteny 
midabaka
nidabaka
hidabaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31