Teny iditra midadadada (dadadada (dada))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteny miahotrahotra: Mbola zaza midadadada ny zanak' i Vao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Balbutier [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midadadada
Ny lasa : nidadadada
Ny hoavy : hidadadada

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20