Teny iditra midaingidaingy (daingidaingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha mivembena toa mila hianjera toy ny zaza vao miana-mandeha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midaingidaingy
Ny lasa : nidaingidaingy
Ny hoavy : hidaingidaingy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05