Teny iditra midakadaka (dakadaka (daka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibakabaka rehefa mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to straddle, to stretch out the legs across a path [Richardson 1885]
Endriteny 
midakadaka
nidakadaka
hidakadaka
midakadakà

Teny iditra midakadakà (dakadaka (daka))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midakadaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/19