Teny iditra midalaboboka (dalaboboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera mafy
¶ Tsy mahahetsika
¶ Mandeha miaraka betsaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fall violently, to dash
¶ to go in large companies [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Tomber violemment
¶ rester inerte, être abandonné
¶ aller en grand nombre [Abinal 1888]
Endriteny 
midalaboboka
nidalaboboka
hidalaboboka
midalaboboha

2013/09/07