Teny iditra midanadana (danadana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Rahata handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be wide open [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay Etre ouvert en grand [Abinal 1888]
 être grand ouvert [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31