Teny iditra midananaka (dananaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitomoe-poana, mitorevaka fotsiny, mipetrapetraka tsy manao na inona na inona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rester bêtement sans rien faire [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midananaka
Ny lasa : nidananaka
Ny hoavy : hidananaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20