Teny iditra midanesaka (danesaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha tsy miraidraika; mamindra miadana sy miresaresa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go slowly [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Marcher lentement, nonchalamment, rester en arrière [Abinal 1888]
Endriteny 
midanesaka
nidanesaka
hidanesaka
midanesaha

2013/09/07