Teny iditra midaondaona (daondaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avonavon' olona, midaondaom-bava izaitsizy izy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Parler insolemment, avoir le verbe haut, résonner [Abinal 1888]
Endriteny 
midaondaona
nidaondaona
hidaondaona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31