Teny iditra | midaraboka (daraboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mianjera mafy amin' ny tany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To fall with violence, to dash upon [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ady rombaka, miboradaka, midaraboka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |