Teny iditra midaridary (daridary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midiridiry, mibontsina sy henjana: Voky loatra Isambilo ka midaridary aoka izany ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To swell, to puff up, to inflate [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Etre ballonné, tendu [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midaridary
Ny lasa : nidaridary
Ny hoavy : hidaridary

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20